|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaky masoandro |
| Singan-teny | 2vaky, 3maso, 4andro |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le lever du soleil.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro.
[2.996]
|
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|